| Entrée | 1 mikotika |
| Radical | 2 kotika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao
8 Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany 9 Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra [1.1] |
| Anagrammes | 10 mikatoky, 11 mikitoka, mikotika |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|