Entrée | 1 mikotika |
Radical | 2 kotika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao 5 Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany 6 Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 atokikim, mikatoky, mikitoka, mikotika |
Mis à jour le 2020/07/31 |