|
|
|
|

Entrée1  mikemo
Radical  2  kemo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana
Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy
Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21