|
|
|
|

Entrée1  mikarepoka
Radical  2  karepoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina
Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao
Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  mikarepoka, mikorepaka

Mis à jour le 2023/01/20