|
|
|
|

Entrée1  mikaratsaka
Radical  2  karatsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina
Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21