Entrée | 1 mikarapoka |
Radical | 2 karapoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1] |
Exemples |
5 Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. [2.996#23.037.024] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 miankarapoka |
Anagrammes | 11 mikarapoka, mikorapaka, mpikaraoka |
Mis à jour le 2023/01/20 |