Entrée | 1 mikaona (kaona) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila [1.1] 4 Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity [1.1] 5 Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina [1.1] 6 Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo. [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 kamoina, manioka, mianoka, mikaona |
Mis à jour le 2023/10/26 |