Entrée | 1 mikantsana |
Radical | 2 kantsana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana 5 Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo [1.1] |
Morphologie |
|
Analogues | 9 mivatsavatsa, mikamentsona, mipentsompentsona, mitsaontsaom-bava |
Anagrammes | 10 manantsika, mikantsana |
Mis à jour le 2023/01/20 |