Entrée | 1 mijofo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka |
Radical | 4 jofo |
Morphologie |
|
Analogues | 9 mitora-jofo |
Anagrammes | 10 fijomo, jofoim, mijofo |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |