|
|
|
|

Entrée1  mijaingijaingy
Radical  2  jaingijaingy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandehandeha irery; mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao
Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany
Exemples  5  Indraindray alim-pody avy ao amin-dRasoa mianakavy izy ka indry mijaingijaingy samirery mamaky ny lalan-kely mankeny aminy. [2.470#]
6  Hafa manko izany teo aloha : raha avy manao fanadinana dia lasa mijaingijaingy irery mamonjy sakafo tany amin' ny "restaurant. [2.356#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Autres orthographes  10  mizaingizaingy
Synonymes  11  mijaingy

Mis à jour le 2024/12/12