|
|
|
|

Entrée1  mihonaka
Radical  2  honaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy
Mandry ao am-pandriana: Mbola mihonaka ao am-pandriana ao Rakoto
Mandrevo, latsaka ao anaty fotaka: Nihonaka tao anaty honahona ny kisoanay
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mihonaka

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21