Entrée | 1 mihohy |
Radical | 2 hohy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka 5 Mihehy 6 Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia 7 Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mihohy |
Anagrammes | 13 himohi, himohy, mihohy |
Mis à jour le 2023/01/05 |