|
|
|
|

Entrée 1  mihirihiry
Radical  2 hirihiry
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo
9 Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao
10 Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20