Entrée | 1 mihiratra |
Radical | 2 hiratra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro |
Explications en français |
5 [1.3#249] écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant |
Exemples |
6 mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472] 7 mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470] 8 Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mihiratra |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |