Entrée | 1 mihinjaka |
Radical | 2 hinjaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny 5 Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny [1.1] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/05 |