Entrée | 1 mihihitra |
Radical | 2 hihitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io ka tsy mahagaga raha mahay Manararaotra hatramin'ny fotoana kely farany mba hanaovana asa, hianarana; mikafiry: Mihihitra amin' ny zaitra Rakoto fa akaiky ny Krismasy |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |