Entrée | 1 mihetsika (hetsika) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza [1.1] 4 Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao [1.1] 5 Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1] |
Explications en français |
6 Bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mihetsika |
Mis à jour le 2023/05/24 |