|
|
|
|

Entrée1  miherika
Radical  2  herika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy
Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot miherika

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21