|
|
|
|

Entrée1  mihatokatoka (hatokatoka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely [1.1]
Exemples  4  Mitehaka ny Andriambaventy rehetra dia mihatokatoka - resy lahatra. [2.528#]
5  Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9  mihatokatoka, mihotakotaka

Mis à jour le 2023/01/20