|
|
|
|

Entrée 1  mihaodihaody
Radical  2 haodihaody
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mivezivezy manodidina amin' ny endrika mahimahina toa mitilitily hamely: Hatry ny omaly hariva Rangahy iny no mihaodihaody eo antokotany eo [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20