|
|
|
|

Entrée1  mihamafy
Radical  2  mafy
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  [2.472] Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy.
5  [2.436#] mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany.
6  [2.445#] Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany.
7  [2.470] mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny.
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11