|
|
|
|

Entrée1  mihalaka
Radical  2  halaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto
Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity
Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose
Explications en anglais  5  [1.2] to be separate, to go apart, to have a space between.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Synonymes  10  mihalakalaka

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21