|
|
|
|

Entrée1  migodragodra
Partie du discours  2  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany
Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika
Explications en anglais  4  [1.2] being feeble about the joints.
Vocabulaire  5  Santé
Radical  6  godragodra
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10  igodragodram, migodragodra

Mis à jour le 2025/01/21