Entrée | 1 migoboka |
Radical | 2 goboka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy |
Explications en anglais |
5 [1.2] hollow, as the sound of a drum |
Explications en français |
6 [1.3#198] sonner creux, comme un coffre vide 7 [1.5] sonner creux, produire un son sourd |
Exemples |
8 Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470] 9 angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472] |
Vocabulaire |
10 Son |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 14 migobona |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |