Entrée | 1 mifongatra |
Radical | 2 fongatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho |
Explications en français |
5 [1.3#184] Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant) |
Exemples |
6 Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona. [1.437#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |