Entrée | 1 mifetsaka |
Radical | 2 fetsaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony 5 Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1] |
Explications en anglais |
6 to tumble down, to fall, to strike against, to hit. [1.2] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 mifetsaka, mitsefaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |