Entrée | 1 mifetoka |
Radical | 2 fetoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) |
Explications en anglais |
5 [1.2] to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. |
Exemples |
6 Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 mifetopetoka |
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |