Entrée | 1 mifaritra |
Radical | 2 faritra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny |
Explications en anglais |
5 [1.2] having a mark, having boundary lines. |
Anagrammes | 6 |
Mis à jour le 2025/01/21 |