|
|
|
|

Entrée 1  mifaratsaka
Radical  2 faratsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay vato natorako
8 Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben' ny mpikomy ka saika tsy hita
9 Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zava-tsoa rehetra [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20