|
|
|
|

Entrée1 mifanongoa
Radical  2tongoa
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza. [1.1]
Exemples  5 famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo. [2.470]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
9 Impératif :
Synonymes  10mifanindry
Tous les mots composés  11tsy misy vato mifanongoa

Mis à jour le 2025/10/08