|
|
|
|

Entrée1  mifanenjika
Radical  2  enjika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en français  4  [1.3]
Exemples  5  dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika. [2.314]
6  Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21