Entrée | 1 mifandetsy |
Radical | 2 letsy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan' olona vola ny tena, ka misambotra amin' ny tena kosa indray io olona io, tsy aloa ilay volany fa io fotsiny no analana [1.1] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |