Entrée | 1 mifanantsafa |
Radical | 2 antsafa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en français |
4 [1.3] |
Exemples |
5 Mifampiarahaba, dia mifanantsafa hasalamana, dia mifana-dina "vaovao" , dia izay. [2.285] 6 Fahaizany koa ny mifanantsafa amim-pahatsorana toa ny ray aman-dreny sy zanaka amin'ny vahoaka [2.298] |
Mis à jour le 2020/07/31 |