|
|
|
|

Entrée mifanakona (takona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1]
Explications en anglais Used in the sense of Mifamonjy. See vonjy [1.2]
Exemples Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be. [2.445]
Morphologie 
Présent : mifanakona
Passé : nifanakona
Futur : hifanakona
Impératif : mifanana

Entrée mifanakòna (takona)
Partie du discours impératif du verbe actif mifanakona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/06/03