|
|
|
|

Entrée1  mifanaizana
Radical  2  aizana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao
Explications en anglais  5  [1.2] the condition of the two youngest children in a family.
Vocabulaire  6  Rapports: famille
Mots composés 

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21