|
|
|
|

Entrée 1  mifanaiky
Radical  2 aiky
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady
9 Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy
10 Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [1.1]
Explications en français  11 Comme mifaneky [1.3#10]
Exemples  12  Izy roa ireo no mifanaraka sy mifanaiky. [2.606#]
13  Ny hoe tsy mifanaiky amim-bazaha dia toa fomba ilazàna fa tsy manaiky ny vazaha. [2.366#]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21