|
|
|
|

Entrée1  mifamp~
Partie du discours  2  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fifamalian' asa tsotra raha matoanteny manomboka amin' ny mi ny matoanteny tsotra: Miteny -> mifampiteny, 2) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fampanaovana asa mifamaly raha matoanteny manomboka amin' ny man ny matoanteny tsotra: Mamangy -> mifampamangy

Mis à jour le 2020/07/31