Entrée | 1 mifampiteny |
Radical | 2 teny |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Exemples |
4 kandrefa izy 2 lahy ireo tsy mifamaly, tsy mifampihazona, tsy mifampiteny, fa mifampisodika eo izy 2 lahy, ka mihodina dia mihodina eo izy maharitra indrai-mahamasabary mihodinkodina eo hiany, ka samy miandry ny andro mahery hiany izy 2 lahy: [2.48] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |