Entrée | 1 mifampisakambina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Samy mamihina ny vatan' ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan' ny iray ataony ao an-damosin' ny iray: Variana erỳ Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny andalambe |
Radical | 4 sakambina |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |