Entrée | 1 mifampan~ |
Partie du discours | 2 préfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin' olona, ho an' ny mt, tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, ka enti-milaza olona roa mifamaly asa ampanaovin' ny hafa: Mifampamangy, mifampanoratra. Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentin' ny zanany avy |
Anagrammes | 4 |
Mis à jour le 2025/01/21 |