|
|
|
|

Entrée1  mifafy
Radical  2  fafy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny voa napariaka, na ny toerana nanapariahana: Efa mifafy ny varintsika fa aza matahotra i dada ~ Mifafy ny taninketsa
Mamely mafy miparitaka: Mifafy ny orana
Explications en anglais  5  [1.2] To have seed sown in, to take, to require: Mifafy vary iray io taninketsa io (That patch of ground requires three bushels of rice to sow it)
Exemples  6  mifafy ny rivo-dririnina ka mampivihivihy ny tsy ampy fitafy, mampikotro-nify ny velona: [2.470]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  afifim, mifafy

Mis à jour le 2023/01/20