|
|
|
|

Entrée1  mievotra
Radical  2  evotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby
Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra
Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy
Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina
Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana
5  [1.13] misavoana, mitsambikina
Explications en français  6  [1.13] bondir
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mievotra

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21