| Entrée | 1 miefitrefitra |
| Radical | 2 efitrefitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Allégation |
5 mihatamaso 6 tsyankanavaka [2.296#] |
| Exemples |
7 Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka.
[2.296#]
8 Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka. [2.472#] 9 Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny. [2.332#] |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|