|
|
|
|

Entrée 1  midridridridry
Radical  2 dridridridry
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
8 Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina [1.1]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21