|
|
|
|

Entrée1  midoroboka
Radical  2  doroboka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka izaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka
Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa
Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana
Explications en français  5  [1.3#110] faire la roue, être touffu, se pavaner
Exemples  6  ny amontana midoroboka, ny rofia sy ny volo ravaky ny ala [2.587]
7  Mihaantitra sy hazomanga midoroboka ka na mamony mena aza, tsy mahatam-boa intsony [2.470#136]
8  hoy ilay tovolahy vao niditra nirebareba tamin' ny akanjo fanao an-trano nidoroboka [2.529#117]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot midoroboka

Mis à jour le 2024/12/11