Entrée | 1 midaondaona |
Radical | 2 daondaona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avonavon' olona, midaondaom-bava izaitsizy izy [1.1] |
Explications en français |
5 Parler insolemment, avoir le verbe haut, résonner [1.3] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 iadonadonam, idaondaonam, miadonadòna, miadonadona, midaondaona |
Mis à jour le 2023/01/05 |