Entrée | 1 midaindaina |
Radical | 2 daindaina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound |
Explications en français |
6 [1.3] Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante) Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |