Entrée | 1 mibohihy |
Radical | 2 bohihy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mikiry manao di-doha mitana ny hevitry ny tena: Tsy tokony hibohihy fa saingy voafidy ho filohan' ny fikambanana 5 Maka an-keriny, manao am-boletra: Nibohihy ny tranon' ity bitro tanora hono, indray andro, ilay kionkiona vavy [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be obstinate, intractable, or perverse. [1.2] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |