|
|
|
|

Entrée1  mibofoka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: Asa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am-pandriany ao izy
Radical  4  bofoka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11