Entrée | 1 miboeriboerika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana |
Exemples |
4 [2.996] Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany; 5 [2.356] Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho. |
Radical | 6 boeriboerika |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |